Handà an'i Jesosy ve isika, sa mandà ny tenantsika?
Handa an'i Jesosy ve isika, sa handà ny tenantsika? Namadika an'i Jesosy i Jodasy izay nanjary nisamborana an'i Jesosy - "Ary ny fitambaran'ny tafika sy ny kapiteny ary ny tandapan'ny Jiosy dia nisambotra an'i Jesosy ka namatotra Azy. [...]