Fotopampianarana ara-Baiboly

Jesosy… ny sambofiarantsika

Ny mpanoratra ny Hebreo dia manohy mitondra antsika ao amin'ny 'Efitrano' ny finoana - "Finoana no nanamboaran'i Noa sambo fiara ho an'ny famonjena, rehefa notoroan'Andriamanitra hevitra ny amin'ny zavatra tsy mbola hita. [...]