Andriamanitra ve no miantso anao?
Eo am-panohizantsika ny fandehanana ao amin’ny efitranon’ny finoana feno fanantenana… Abrahama no mambra ho antsika manaraka – “Finoana no naneken’i Abrahama fony izy nantsoina hankany amin’ny tany izay horaisiny. [...]