Fotopampianarana ara-Baiboly

Tranon'Andriamanitra ve ianao?

Tranon'Andriamanitra ve ianao? Ny mpanoratra ny Hebrio dia manohy hoe: "Ary amin'izany, ry rahalahy masina, mpandray anjara amin'ny fiantsoana any an-danitra, hevero ny Apostoly sy Mpisoronabe izay efa nekentsika, dia Jesosy Kristy, Izay nahatoky tamin'izay nanendry [...]