Ny fiainana mandrakizay dia ny mahalala an’Andriamanitra sy i Jesosy Zanany izay nirahiny!
Ny fiainana mandrakizay dia ny mahalala an’Andriamanitra sy i Jesosy Zanany izay nirahiny! Rehefa avy nanome toky ny mpianany Izy fa hanana fiadanana ao Aminy, na dia eto amin'izao tontolo izao aza dia hahita fahoriana izy ireo dia nampahatsiahy azy ireo Izy [...]